<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>54</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Mandrosoa hatrany
 Aza kivy foana
 Zava-tsoa tsy lany
 Ao anatin'ny finoana.

[C1]
   'Reto no miray
   Hery lehibe tokoa dia
   Ny finoana,
   Ny fanantenana,
   Ny fitiavana.

[V2]
 Tano tsy ho very
 Ny fanantenana
 Fa mitondra hery
 Eny an-dàlana ombana.
 'Reto no miray sns...

[V3]
 Aina vaovao
 Herin'ny fanahy
 Ny fitiavanao
 Ka tanako tokoa ho ahy.
 'Reto no miray sns...</lyrics>
<title>Finoana, fanantenana, fitiavana FF54</title>
</song>